Fiadanana!
Maneho fisaorana ny amin’ny fiaraha-mientena sy ny fitondrana am-bavaka tamin’ny hetsika famangiana teny Antanimora ny Alahady 26 Septambra 2021 teo ny LEHILAHY MIDERA. Nampahery indrindra ny sampana izany.
Mirary soa mandrakariva
Samia tahian’Andriamanitra!
