Antso famoronana HIRA FANEVA sy SARY FAMANTARANA – KOMITIN’NY FISOTROAN-DRONONO

Amin’izao jobily fisotroan-drononon’ny Mpitandrina RAZAFINIARIVO Fidison Maxime izao dia manasa antsika amin’ny famorononana hira faneva sy sary famantarana. Koa ireto no mombamomba izany:

Mirary soa sy fahasalamana ho anao