Finaritra, fifaliana ho an’ny Komity Web ny miantso sy manasa antsika rehetra hanatrika ny fivoriana sy atelier live Facebook.
Toy izao manaraka izao ny andinindininy:
. Daty: 27 novambra 2021 manomboka amin’ny 1 ora atoandro
. Toerana: akany Rasolofoson FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA
. Mitondra Baiboly sy fihirana ary fitaovam-panoratana
. Ho fiaraha-mifaly dia entanina ny vehivavy hitondra tsakitsaky ary ny Lehilahy hitondra ranom-boakazo
Asaina am-pitiavana ireo solontena roa isan-tsampana mandrafitra ny Komity web sy ireo rehetra liana amin’ny fianarana ny direct fa indrindra ireo maniry hanatevin-daharana.
