Fanamarihana ny faha 20 taona SLK Ambatonakanga

« Lehilahy mahery amin’ny fanaovana ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra ireo » 1 Tan 9: 13b

Manasa antsika mpianakavin’ny Tompo ny SLK Ambatonakanga noho ny fanamarihana ny faha 20 taonany.  Izany dia hotanterahana eto am-piangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny Alahady 20 Septambra 2020 amin’ny 8ora sy sasany maraina. Marihana fa fidirana tokana ihany. Maneho fisaorana mialoha ho antsika mpiara-manompo.

Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.