Fizahana maso andiany faharoa – SAMPATI

Finaritra!

Noho ny hamaroan’ireo mpianakavin’ny finoana izay naniry ny hizaha maso nandritry ny andiany voalohany, nefa tsy afaka nanatrika izany noho ny Antony samihafa, dia am-pifaliana indray no hanoloran’ny SAMPATI Andrin’ny Finoana Ambatonakanga, fivondronana faha-XIV, ny andiany faharoa ny Asabotsy 05 sy 26 martsa ho avy izao ao amin’ny Akany RFM FJKM Tranovato Ambatonakanga.

Manasa antsika rehetra ry havana! Zarazarao amin’ny havana aman-tsakaiza rehetra!