FIDERANA : Sal 84, 1-8
Endrey ny hatsaran’ ny tabernakelinao, Jehovah, Tompon’ ny maro, ô! Manina sady vonton’ alahelo ny kianjan’ i Jehovah ny fanahiko; ny foko sy ny nofoko mihoby an’ Andriamanitra velona. Eny, ny tsikirity mahita trano, ary ny sidintsidina mahita akany ho azy hametrahany ny zanany. Dia ny alitaranao, Jehovah, Tompon’ ny maro ô, Mpanjakako sy Andriamanitro. Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy.
Sambatra izay olona manan-kery avy aminao; ao am-pony ny lalana; Raha mandeha mamaky ny lohasaha Baka izy, Dia ataony misy loharano izany, ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy. Miampy hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan’ Andriamanitra any Ziona izy rehetra.
Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, henoy ny fivavako; mandrenesa ry Andriamanitr’ i Jakoba ô.
HIRA : HF 11
VAVAKA
HIRA : HF 4 And 1,2
SORATRA MASINA : 2 Tant 30, 1-9
Mar 1, 14-15
Asa 15, 13-21
HIRA : HF 39
TORITENY
HIRA 356
VAVAKA FANGATAHANA
HIRA : 734
TSODRANO
HIRA : 512 And 1