🔴 Fotoam-pivavahana mivantana Alahady 08 Novambra 2020

Alahady fanombohan’ny iray volan’ny Fankalazana ny faha-25 taona niaraha-niasa tamin’ny Mpitandrina.

Tanterahina mandritra ny fotoam-pivavahana ny fanolorana mari-pahatsiarovana Batisa