“AFA-MIATRIKA FIZAHANTOETRA NY MINO”
ALATSINAINY, faha-29 Martsa 2021
SAMPANA SEKOLY ALAHADY– SAMPANA VOKOVOKO MANGA
FIDERANA SY FANOMEZAM-BONINAHITRA NY TOMPO
Mpitarika: «Miderà an’i Jehovah ry firenena rehetra, miderà Azy ry olona rehetra.»
Iarahana: «FA lehibe ny famindram-pony amintsika; ary mandrakizay ny fahamarinan’i Jehovah. Amena» (Sal. 117)
HIRA: 95 and. 1, 4
VAVAKA FIDERANA
Feon-javamaneno
SORATRA MASINA: Matio 21, 12-46
- Vakiteny I : Mat. 21, 12-22 (SA)
HIRA: 107 and. 1
- Vakiteny II : Mat. 21, 23-32 (SA)
HIRA: 107 and. 2
- Vakiteny III : Mat. 21, 33-46 (SVM)
HIRA: 107 and. 3
TORITENY
Hiran’ny Mpihira
VAVAKA FANGATAHANA (SVM)
HIRA : 638 and. 1, 2
TSODRANO
RAKITRA ALITARA: HIRA: HF 3
“Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amena.”