Ho fiombonam-po amam-panahy sy ho fiarahatsika midera an’Andriamanitra, indro atolotra antsika ny hira fanevan’ny Jobily fisotroan-drononon’ny mpitandrina Razafiniarivo Fidison Maxime.
Marihina fa ny tononkira anaty solfa (partition) no hiraintsika.
Mankahery antsika rehetra amin’ny asa fanompoana dia samia miorina eo ambany fahasoavan’ny Tompontsika
