» « Fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon’ny olona mbola hampamoahina » Heb 13 :17b
Ry Havana, mba afahantsika manomana tsara ny fiatrehana ny famaranana ny fankalazana, dia atolotra antsika ny hira fanevan’ny jobily, « ILAY VOAHOSOTRAO ».
