Seho ara-pilazantsara – 140 taonan’ny Sampana Sekoly Alahady

« Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao » Salamo 119: 111a

Ny Sampana Sekoly Alahady sy ny Komitin’ny faha-140 taona dia faly manolotra ho antsika Seho ara-pilazantsara hiarahana amin’ny Tanora Masina Itaosy ny Alahady 12 Jona amin’ny 2 ora sy sasany eto amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga.

Tsy misy vidim-pidirana fa valopy no ho zaraina
Filan-kevitra: 034 87 167 95 / 034 69 756 03 / 034 68 856 05