Toriteny an-kira – Lehilahy Midera

« Fa izay miandry an’i Jehovah dia mandroso hery » Isa 40.31

Ny Lehilahy Midera dia manasa antsika mpianakavin’ny finoana amin’ny Toriteny an-kira izay atao ny Alahady 28 Novambra izao ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny 09 ora 30.
Iarahana miasa @ aumonerie hospitalière HOMI Soavinandriana izay iadidian’ny mpitandrina Rodolphe RAHAINGONJANAHARY izay mpampianatra ao amin’ny Faculté de Théologie Ambatonakanga ity toriteny an-kira ity.
Ary natao ho solon’ny amboaran-kira fanao isan-taona izay tsy nisy izao tanatin’ny roa taona nifanesy (2020-2021) izany.

Koa manasa antsika rehetra amin’izany.