ARSIVA Sampana Dorkasy Ambatonakanga

1. NY TANTARANY a) FOTO-KEVITRA IJOROANY Ny anarana hoe: “DORKASY” dia nalaina avy amin’ny tantaran’ilay vehivavy mpanao asa soa sy fiantrana voalaza ao amin’ny Asan’ny Apostoly 9: 36 – 43 atao hoe Tabita. Dorkasy, na Tabita, dia vehivavy kristiana tao an-tànanan’i Jopa (faritra Atsimo any Tel-Aviv any Israely) izay natsangan’ny apostoly Petera tamin’ny maty. Araka […]

Tohiny ...


FAHA 120 TAONA Sampana DORKASY

Ny volana Martsa 1901 no nanorenan-dRtoa Margaret EVANS vadin’i William EVANS, Misionera LMS nitondra ny Fiangonana Ambatonakanga 1899 – 1948. Hanamarika ny faha 120 taonany araka izany ny Dorkasy Ambatonakanga . Daty tokana no anaovana ny fankalazana dia ny Alahady 14 Novambra izao araka izao fandaharam-potoana izao:  @ 8ora sy sasany maraina: Fanompoam-pivavahana iarahana amin’ny FOIBE […]

Tohiny ...