FANOMPOAMPIVAVAHANA ALAHADY, faha-11 OKTOBRA 2020 FANOMPOAMPIVAVAHANA ALAHADY, faha-11 OKTOBRA 2020
Ambatonakanga
FJKM Tranovato Ambatonakanga »FANOMPOAMPIVAVAHANA ALAHADY, faha-04 OKTOBRA2020
Komity Fankalazana noho ny faha-25 taona niaraha-miasa tamin’ny Mpitandrina
FANOMPOAMPIVAVAHANA ALAHADY, faha-27 SEPTAMBRA 2020
FANOMPOAMPIVAVAHANA ALAHADY, faha-20 SEPTAMBRA 2020
Valopin’ny Taranaka volana septambra
« Fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon’ny olona mbola hampamoahina”, Heb. 13 : 17b Ireto avy ary ny lisitry ny fianakaviana nandray anjara tamin’ny volana septambra. Ny fanaterana ny valopy sy ny fandraisana azy dia mbola mitohy hatrany, ka asaina isika manatona ny Sekretera Mpandraraha. Laharan’ny valopy Fianakaviana 0 022 Fianakaviana ANDRIAMASY Lucien mivady […]
MIASÀ AMIN’NY FAHATAHORANA AN’ANDRIAMANITRA
MIASÀ AMIN’NY FAHATAHORANA AN’ANDRIAMANITRA
Fanamarihana ny faha 20 taona SLK Ambatonakanga
« Lehilahy mahery amin’ny fanaovana ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra ireo » 1 Tan 9: 13b Manasa antsika mpianakavin’ny Tompo ny SLK Ambatonakanga noho ny fanamarihana ny faha 20 taonany. Izany dia hotanterahana eto am-piangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny Alahady 20 Septambra 2020 amin’ny 8ora sy sasany maraina. Marihana fa fidirana tokana ihany. Maneho fisaorana mialoha ho antsika […]