
Ny finoana ananany no hiavahan’ny karazam-pivavahana rehetra misy eto ambonin’ny tany. Io no mamaritra ny maha izy azy avy. Ao amin’i Jesoa Kristy, dia ambarany mazava fa mahavonjy sy antoky ny famonjena ny finoana. Ambetinteniny ny hoe: « Ny finoanao no efa nahavonjy anao » (Mat. 9,22 ; Mar. 5,34 ; 10,52 ; Lio. 7,50 ; 7,19 ; 18,42). Koa andeha hofakafakaina […]