Fizahana maso andiany faharoa – SAMPATI

Finaritra! Noho ny hamaroan’ireo mpianakavin’ny finoana izay naniry ny hizaha maso nandritry ny andiany voalohany, nefa tsy afaka nanatrika izany noho ny Antony samihafa, dia am-pifaliana indray no hanoloran’ny SAMPATI Andrin’ny Finoana Ambatonakanga, fivondronana faha-XIV, ny andiany faharoa ny Asabotsy 05 sy 26 martsa ho avy izao ao amin’ny Akany RFM FJKM Tranovato Ambatonakanga. Manasa […]

Tohiny ...


Fizahana maso – Sampati

« Fa mihezaka aho hihazona izay nihazonan’I Jesoa Kristy ahy » Fil 3-12 Ho fankalazana ny faha-30 taona nijoroan’ny Sampati XIV Ambatonakanga Andrin’ny Finoana dia am-pifaliana no hanasana antsika amin’ny hetsika « FIZAHANA MASO » Fotoana: 11 desambra sy 18 desambra 2021 ho avy izao, manomboka @7:30 maraina ka hatramin’ny 4 ora hariva Toerana: FJKM Tranovato Ambatonakanga. Fitaovana harifomba […]

Tohiny ...


Fanokafana ny taom-panabeazana 2021-2022 – Sampana Mpanazava sy Tily

« Aoka hirehitra ny jironareo » Lioka 12:35 Ny Sampana Mpanazava sy Tily dia faly mampandre antsika ny Fanokafana ny taom-panabeazana 2021-2022 sy ny Fivoriambe izay ho tanterahina ny Sabotsy faha 06 Novambra 2021 ho avy izao. Koa manentana ny mpikambana rehetra, ny ray aman-dreny ary indrindra ireo maniry hanatevin-daharana ny fikambanana ho avy amin’io […]

Tohiny ...


Fanekena maha-mpiandraikitra ao amin’ny SAMPATI, asa vavolombelona ihany koa

Tsikaritrao ve ireo Alahady, vitsivitsy ao anatin’ny taona, izay mahafeno skoto avy amin’ny fitandremana hafa mamonjy ny fotoam-pivavahana? Tsikaritrao ve ireo Alahady, vitsivitsy ao anatin’ny taona, izay hanatanterahan’ny SAMPATI fotoana toa hafa kely mandritra ny fotoam-pivavahana ? Inona marina no tena vontoatin’ireny fotoana ireny ? Midika inona ireny fotoana ireny ho an’ity sampana izay mitonona […]

Tohiny ...