FJKM Tranovato Ambatonakanga

  • Komity & Vaomiera
    • Komity AFF
    • Komity Tsangambato
    • Komity Web
    • Vaomiera Fananana
    • Vaomiera Fanompoam-pivavahana
    • Vaomiera Fifandraisana sy Asa Sosialy
    • Vaomiera Vola
    • Vaomiera Zava-maneno
  • Sampana
    • Sampana Dorkasy
    • Sampana Fifohazana
    • Sampana Lehilahy Kristianina
    • Sampana Mpanazava sy Tily
    • Sampana Sekoly Alahady
    • Sampana Tanora Kristianina
    • Sampana Vokovoko Manga
    • Vondrona Fototra Laika
  • e-Rakitra
    • FANATI-PISAORANA
    • Ezaka Akany Fanampiny
  • Tantara
  • Fifandraisana

TAMBATRA

FJKM Tranovato Ambatonakanga » Sampana Sekoly Alahady » TAMBATRA

Fidirana: fampianaran-kira – TAMBATRA

11 mars 202211 mars 2022 Ambatonakanga, Sampana Sekoly Alahady, TAMBATRA

Finaritra, Ilazana isika fa hanomboka ny Alahady 13 Martsa 2022 amin’ny 2 ora sy sasany ny fampianaran-kira ny rantsana TAMBATRA.Koa manasa antsika ankizy sy ireo izay maniry hiditra amin’ny rantsana TAMBATRA amin’izany. Ity ary misy hira atolotray TAMBATRA anehoana ny hafalianay: https://fb.watch/bGHlsJJV5B/ Ho tahian’ny Tompo hatrany

Tohiny ...


Fanomanana Krismasy 2021 – Sampana Sekoly Alahady

8 novembre 20219 novembre 2021 Ambatonakanga, Sampana Sekoly Alahady, TAMBATRA

Finaritra, Efa manomboka ny fanomana ny Krismasy 2021 isaky ny Alahady amin’ny 02ora sy sasany atoandro. Koa manasa antsika ankizy sy tanora sy ireo izay maniry handray anjara amin’izany. Ho tahin’ny Tompo hatrany

Tohiny ...


Fankalazana 25 taona ny rantsana TAMBATRA

29 septembre 20215 novembre 2021 Ambatonakanga, Sampana Sekoly Alahady, TAMBATRA

Ny TAMBATRA (Taniketsa AMBAtonakanga TRAnovato) dia faly mankalaza ny faha-25 taona nijoroan’ny rantsana: 1996 – 2021Koa noho izany fankalazana izany dia faly midera an’Andriamanitra ny rantsana amin’ny alalan’ny Toriteny an-kira izay atao ny Alahady 10 Oktobra 2021 mandritry ny fanompohampivavahana

Tohiny ...


Faha-60taona ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara

26 juin 20205 novembre 2021 Ambatonakanga, Sampana Sekoly Alahady, TAMBATRA, Vaomiera Zava-maneno

Kristy ho an’i Madagasikara ary Madagasikara ho an’i Kristy. Ny rantsana TAMBATRA dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny asaramanitra. Samia ho tahian’i Jesoa Kristy Tompo.

Tohiny ...


Antsa Pentekosta 2020

31 mai 20205 novembre 2021 Ambatonakanga, Sampana Sekoly Alahady, TAMBATRA

Antsan-kira amin’ny endriny miavaka satria an-tambazotra no nampiainan’ny Taniketsa Ambatonakanga Tranovato (TAMBATRA) ny Pentekosta 2020.

Tohiny ...


Search for:
FJKM Tranovato Ambatonakanga

Vaovao maika

 Fidirana sampana sekoly alahady

Nivoaka farany

  • Fidirana sampana sekoly alahady 2022 – 2023
  • Fikambanana SAKAIZAN’NY ORIMBATO – faha-50 taonany
  • Boky faha 185 taona Maritiora
  • Faha-185 taonan’ny Maritiora
  • Alahadin’ny vita fanamasinam-panambadiana sy fitondrana am-bavaka ny sekoly FJKM – Alahady faha 12 Jona 2022

Jereo koa

  • Ezaka Akany Fanampiny
  • FANATI-PISAORANA
  • Fifandraisana
  • Tantara

Rafitra

  • Ambatonakanga
  • Dorkasy
  • Fifohazana
  • Komity AFF
  • Komity Web
  • Sampana Lehilahy Kristianina
    • Lehilahy Midera
  • Sampana Mpanazava sy Tily
  • Sampana Sekoly Alahady
    • TAMBATRA
  • Sampana Tanora Kristianina
    • Antoko mpihira Orimbato
  • Vaomiera Fanompoam-pivavahana
  • Vaomiera Fifandraisana sy Asa Sosialy
  • Vaomiera Zava-maneno
  • Vondrona Fototra Laika