Antoko mpihira Orimbato
FJKM Tranovato Ambatonakanga » Sampana Tanora Kristianina »Amboarankira Paska « MPANDRESY ISIKA » – Chorale Orimbato
Ahatsiarovantsika ny nandresen’i Jesoa ny fahafatesany ny andro Paska sy nitsanganany tamin’ny maty ary nandraisany indray ny toerany avy any an-danitra. Ny Fandresena? Iza moa no tsy mba hiandrandra izany manoloana ny ady atrehina isan’andro indrindra mba handovana ny fiainana mandrakizay? Niainga tamin’izany fanamarihana izany no anoloran’ny Chorale Orimbato sy anasany antsika amin’ny Amboarankira PASKA […]
Antsa an-kira Krismasy: Fifaliana lehibe
Antsa Paska 2021 – Antoko mpihira Orimbato
« Miorena tsara amin’ny finoana ianareo » 1Petera 5.9b Ny antoko mpihira Orimbato dia faly manasa antsika rehetra amin’ny Antsa Paska 2021 izay hotontosaina ny Alahady 04 Aprily 2021 amin’ny 3 ora hariva eto amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Izany moa dia amboarankira izay sanganasan’i Ratany sy Daniel Rakotoarivony Koa manasa anao ho tonga. Ny fepetra ara-pahasalamana dia […]