Antsa Paska 2021 – Antoko mpihira Orimbato

« Miorena tsara amin’ny finoana ianareo » 1Petera 5.9b

Ny antoko mpihira Orimbato dia faly manasa antsika rehetra amin’ny Antsa Paska 2021 izay hotontosaina ny Alahady 04 Aprily 2021 amin’ny 3 ora hariva eto amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga.

Izany moa dia amboarankira izay sanganasan’i Ratany sy Daniel Rakotoarivony

Koa manasa anao ho tonga.

Ny fepetra ara-pahasalamana dia arahina avokoa.
Ho tahian’ny Tompo hatrany.