Fizarana valisoa ho an’ireo mpianatra afaka fanadinana ara-panjakana (taom-pianarana 2019-2020)
Ilazana ny mpianatra rehetra afaka fanadinana ara-panjakana (CEPE, BEPC, BACC, Licence, Master, sns) fa hotontonsaina ny Alahady 14 Martsa 2021 mandritry ny fotoam-pivavahana ny fizarana valisoa ho azy ireo.
Asaina avokoa ireo voakasik’izany.
Homba antsika hatrany ny Tompo.
